Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 5:1 - Baiboly Katolika

1 Nisafoaka mafy ireo firenena manodidina, nony nandre fa hoe voavoatra indray ny ôtely ary vita nody amin’ny toerany taloha indray ny fitoerana masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Nisafoaka mafy ireo firenena manodidina, nony nandre fa hoe voavoatra indray ny alitara fisoronan’ny Jiosy ary vita nody amin’ny toetrany taloha indray ny tempoly.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 5:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra