Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 4:8 - Baiboly Katolika

8 dia hoy i Jodasy tamin’ireo miaramila momba azy: «Aza matahotra izay hamaroan’ireo, na mivadi-po amin’izay famelezany,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 ka hoy i Joda tamin’ireo miaramila nomba azy: –Aza matahotra izay hamaroan’ireo na mivadi-po amin’izay famelezany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 4:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra