Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 4:6 - Baiboly Katolika6 Vao nipoaka ny andro, dia niseho teo amin’ny tany lemaka i Jodasy nitondra miaramila 3.000; izy ireo anefa tsy mba nanana izay fitaovana niriny, na ny hiarovany tena na ny hamelezany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Vao nipoaka kosa ny masoandro, dia niseho teo amin’ny tany lemaka i Joda nitondra miaramila andiany telo, izay tsy mba nanana ny fitaovam-piadiana niriny, na ny hiarovan-tena na ny hamelezana. Jereo ny toko |