Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 4:56 - Baiboly Katolika56 Naharitra valo andro no nanaovany ny fitokanana ny ôtely, ary an-kafaliana no nanaterany ny sorona dorana sy ny sorom-pisaorana amam-piderana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara56 Naharitra valo andro no nanaovany ny fanokanana ny alitara; sady an-kafaliana no nanolorany sorona dorana manontolo sy sorom-pihavanana ary sorom-pisaorana. Jereo ny toko |