Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 4:54 - Baiboly Katolika54 Tamin’ny volana sy ny andro nandotoan’ny firenena ny ôtely indrindra no nanamasinana azy indray, tamin’ny hiran’ny Salamo, sy tamin’ny feon’ny harpa aman-dokanga sy kipantsona. Jereo ny toko |