Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 4:52 - Baiboly Katolika52 dia nifoha maraina koa izy, tamin’ny andro faha-25n’ny volana faha-9, izay volana atao hoe Kasleo, tamin’ny taona faha-148, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara52-54 Ny andro faha-25-n’ilay volana antsoina hoe Kisleo, tamin’ny taona faha-148, no fitsingerenan’ny andro nanimbazimban’ireo hafa firenena ny alitara fisoronana. Nifoha maraina ny Jiosy tamin’io daty io ary nanolotra sorona, araka ny Lalàna, teo amin’ny alitara vaovao izay narafiny hanaovana sorona dorana manontolo. Hiran-tsalamo ary feom-baliha aman-dokanga sy kipantsona no nanokanana indray io alitara io. Jereo ny toko |