Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 4:46 - Baiboly Katolika46 ary napetrany teo amin’ny tendrombohitry ny tempoly amin’ny fitoerana mety tsara ny vato, mandra-pahatongan’izay mpaminany, hanapaka izay tokony hanaovana azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara46 ka ny vatony dia napetraka tamina toerana sahaza teo amin’ny tendrombohitry ny tempoly, mandra-pahatongan’izay mpaminany hanapaka ny amin’ny hanaovana azy. Jereo ny toko |