Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 4:45 - Baiboly Katolika45 ka nahita hevitra tsara izy, dia ny handrava an’io; fandrao mahatonga fahafaham-baraka ho azy, noho izy efa voaloton’ny Jentily, dia noravany ny ôtely, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara45 ka ny hevitra tsara niaraha-nahita dia ny handrava izany, fandrao hahatonga fahafaham-baràka ho an’ny Jiosy satria alitara efa voaloton’ny hafa firenena. Dia noravana tokoa ilay alitara; Jereo ny toko |