Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 4:44 - Baiboly Katolika44 Nifampihevitra ny amin’izay tokony hanaovana ny ôtelin-tsorona dorana izay efa voaloto, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara44 Nifampidinihana ny amin’izay tokony hanaovana ny alitara fanaovana sorona dorana manontolo, dia ilay alitara nozimbazimbain’ny hafa firenena; Jereo ny toko |