Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 4:43 - Baiboly Katolika43 dia nodiovin’izy ireo ny fitoerana masina, ary notateriny any am-panariana ondana ny vato voaloto. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara43 dia nodiovin’ireo ny tempoly ary notateriny tany amina toerana maloto ny vato voazimbazimba. Jereo ny toko |