Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 4:38 - Baiboly Katolika

38 Nony hitan’izy ireo ity fitoerana masina foana, ny ôtely voaloto, ny varavarana may, ny hazo madinika maniry tao amin’ny kianja, toy ny anaty ala na eny an-tendrombohitra, ary ny efitrano voarava,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 Hitany ny tempoly foana, ny alitara voazimbazimba ary ny varavarana may; nisy koa hazo madinika naniry tao amin’ny kianja, toy ny anaty ala na eny an-tendrombohitra; ary hitany ny efitrano voarava.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 4:38
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra