Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 4:37 - Baiboly Katolika37 Dia nivory ny tafika manontolo, ka niakatra ho any an-tendrombohitra Siôna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Dia nifamory ny tafika manontolo ka niakatra ho any an-tendrombohitra Tsiôna. Jereo ny toko |