Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 4:36 - Baiboly Katolika

36 Ary hoy kosa i Jodasy sy ireo rahalahiny: «Efa resy ity ny fahavalontsika, ka ndeha amin’izao hiakatra hanadio ny tempoly sy hitokana azy indray.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 Tamin’izay kosa no nitenenan’i Joda sy ireo rahalahiny hoe: –Indreo efa resy ny fahavalontsika, koa ndeha isika hiakatra hanadio ny tempoly sy hanokana azy amin’Andriamanitra indray.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 4:36
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra