Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 4:35 - Baiboly Katolika

35 Nony hitan’i Lisiasy ity fiparitaky ny tafiny, sy izato fahasahian’ny miaramilan’i Jodasy, izay nitomban-ko velona na ho faty amim-boninahitra, dia nody ho any Antiôkia izy, ka naka miaramila tamin’ny hafa firenena; ny hiverina ho any Jodea indray no nampoiziny rehefa nampitomboiny ny miaramilany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Hitan’i Lisià ny faharesen’ny tafiny, ary tsapany ny fahasahiana nananan’ny miaramilan’i Joda, izay nitomban-ko velona na ho faty amim-boninahitra; ka dia nody tany Antiôkia i Lisià, ary nampiditra hafa firenena hampitombo isa ny miaramilany mba hiverenany hamely an’i Jodea indray.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 4:35
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra