Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 4:32 - Baiboly Katolika32 Ataovy raiki-tahotra izy, ketraho ny hasahiany be ebo; ary aoka ny fahareseny hampikorontana azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Ataovy raiki-tahotra izy, levòny ny hery be rehaka ananany; ary aoka hampangozohozo azy ny fahareseny! Jereo ny toko |