Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 4:28 - Baiboly Katolika

28 Tamin’ny taona manaraka, namory tafika iray indray i Lisiasa, miaramila an-tongotra voafantina 60.000, ary an-tsoavaly 5.000, hoenti-mandresy ny kirin’ny Jody.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Tamin’ny taona manaraka no namorian’i Lisià tafika anankiray, dia miaramila voafantina nisy vondron-tafika enimpolo sy mpitaingin-tsoavaly nisy vondron-tafika dimy mba hoenti-miady amin’ny Jiosy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 4:28
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra