Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 4:24 - Baiboly Katolika

24 Hira no nataony nony nody, fiderana ny Tompo no nasondrony ho any an-danitra: Fa tsara Izy, ary maharitra mandrakizay ny famindram-pony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Fiderana sy fankalazana an’Andriamanitra no nataon-dry i Joda rehefa nody: «Eny, tsara Izy, ary maharitra mandrakizay ny fitiavany!»

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 4:24
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra