Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 4:20 - Baiboly Katolika

20 Hitan’ireo fa ny namany nandositra, ny toby nodoran’ny Jody, satria tazana ny setroka maneho izay natao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Hitan’ireo fa ny namany nandositra, ny toby nodoran’ny Jiosy, satria tazana ny setroka maneho izay natao.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 4:20
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra