Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 4:15 - Baiboly Katolika15 lavon-tsabatra avokoa ny vodilalana, ary nenjehin’ny jody hatrany Gazàra, sy hatrany amin’ireo tany lemak’i Jodea sy i Azota azy i Jamnià, ka nahafatesany efa ho 3.000 lahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 ary matin-tsabatra avokoa ny vodilaharana. Hatrany Gezera sy hatrany amin’ny lemak’i Idomea ary hatrany Asdôda sy Jamnià no nanenjehan’ny Jiosy ireo fahavalo ka nahafatesany andiany telo eo ho eo. Jereo ny toko |