Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 16:9 - Baiboly Katolika9 I Jodasy rahalahin’i Joany naratra tamin’izay, fa i Joany kosa nanenjika ny mpandositra ambara-pipakany tany Gedôra izay nohamafisin’i Sendebe. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 I Joda rahalahin’i Jôhany dia naratra tamin’izay, fa i Jôhany kosa no nanenjika ny mpandositra ambara-pipakany tany Kedrôna, izay vao naorin’i Kendebeo indray. Jereo ny toko |