Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 16:8 - Baiboly Katolika8 Dia notsofin’izy ireo ny trômpetra, ka vaky nandositra i Sendebe sy ny tafiny; maro no nitsingidina maty, ary ny sisa nitady fialofana tao amin’ny trano mimanda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Dia notsofin’ny Israelita ny trômpetra fanaingana hiady, ka nitodi-doha nitsoaka i Kendebeo sy ny tafiny; fahavalo maro no nitsingidina maty, ary ny sisa nitady fialofana tao amin’ny tanànamimandan’i Kedrôna. Jereo ny toko |