Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 16:7 - Baiboly Katolika

7 Nozarainy ho antokony roa ny tafiny, ary nalahany teo anelanelan’ny miaramila an-tongotra ny an-tsoavaly; ny an-tsoavalin’ny fahavalo izany maro dia maro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Nozarain’i Jôhany ho antokony roa ary nalahany teo anelanelan’ny miaramila an-tongotra ny an-tsoavaly, satria maro dia maro ny mpitaingin-tsoavalin’ny fahavalo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 16:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra