Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 16:6 - Baiboly Katolika

6 Niorin-toby teo an-tandrifin’izy ireo i Joany sy ny tariny. Hitany fa matahotra ny hita ny ranon-driaka ny miaramilany, ka dia izy no nìta voalohany; nony nahita izany ireto mpiantafiny, dia nìta nanaraka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Niorin-toby tandrifin’ny fahavalo i Jôhany sy ny tariny. Hitan’i Jôhany fa natahotra ny hiampita ny ranon-driaka ny miaramilany, ka dia ny tenany no nita voalohany; rehefa nahita izany ireto mpiantafiny, vao nita nanaraka azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 16:6
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra