Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 16:5 - Baiboly Katolika5 Nifoha maraina izy ireo dia niroso ho eo amin’ny tany lemaka, ka indro tafika maro be an-tongotra sy an-tsoavaly no tamy hifanehatra aminy; ny lalan’ny ranon-driaka anankiray no nanelanelana azy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Nifoha maraina ireo miaramila ireo, dia niroso ho eo amin’ny tany lemaka; ary indro tafika marobe an-tongotra sy an-tsoavaly no tamy hifanehatra aminy. Ranon-driaka anankiray no nanelanelana azy roa tonta. Jereo ny toko |