Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 16:4 - Baiboly Katolika4 Dia nifantina mpiantafika 20.000 sy mpitaingin-tsoavaly tany amin’ny tany izy, ka niainga ireo hamely an’i Sendebe: nitoby alina tao Modìna izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Dia nifantenan’i Jôhany mpiantafika andiany roapolo ary koa mpitaingin-tsoavaly teo amin’ny tany, ka niainga ireo mba hamely an’i Kendebeo ary nitoby alina tao Môdina. Jereo ny toko |