Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 16:3 - Baiboly Katolika

3 Ankehitriny izaho ity efa antitra, ianareo kosa efa ampy taona noho ny fitahian’Andriamanitra, ka aoka ianareo handimby ahy sy ny rahalahiko; mandehana miady ho an’ny firenentsika, ary homba anareo anie ny fanampiana avy amin’ny lanitra.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Ankehitriny ny tenako efa antitra, ianareo kosa efa ampy taona noho ny fitahian’Andriamanitra; ka aoka ianareo handimby ahy sy ny rahalahiko. Mandehana miady ho an’ny firenentsika, ary homba anareo anie ny fanampiana avy amin’Andriamanitra!

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 16:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra