Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 16:24 - Baiboly Katolika24 dia efa voasoratra avokoa, ao amin’ny Tantaran’ny naha-mpisorona lehibe azy, hatramin’ny andro nahatonga azy ho mpisorona lehibe nandimby an-drainy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 dia efa voasoratra avokoa ao anatin’ny boky mitantara ny vaninandro naha mpisorombe azy, nanomboka tamin’ny andro nandimbiasany an-drainy. Jereo ny toko |