Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 16:23 - Baiboly Katolika23 Ny sisa amin’ny tantaran’i Joany, ny ady nataony, ny herim-po nasehony, ny manda nampanaoviny, mbamin’ny zava-nataony rehetra, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Ny sisa amin’ny tantaran’i Jôhany, ny ady nataony, ny herimpo nasehony, ny manda nampanaoviny mbamin’ny zavatra hafa rehetra vitany Jereo ny toko |