Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 16:22 - Baiboly Katolika

22 Ana foana teo i Joany nony nandre izany vaovao izany; nosamboriny ireo olona tonga hamono azy, dia novonoiny, satria fantany ny fikasany hamono azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Tohina mafy i Jôhany nony nandre izany vaovao izany; dia nosamboriny kosa ireo olona tonga hamono azy, dia novonoiny ho faty, satria fantany tsara ny fikasany hahafaty azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 16:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra