Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 16:21 - Baiboly Katolika21 Saingy lasa teo aloha ny iraka anankiray, ka tonga nilaza tamin’i Joany tao Gazàra ny namonoana an-drainy mbamin’ireo rahalahiny, sady nanampy teny izy hoe: «Naniraka mpanompo koa izy hamono anao.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 saingy nisy nisosoka mialoha handeha hampandre an’i Jôhany tao Gezera ny namonoana ho faty an-drainy mbamin’ireo rahalahiny sady nanampy hoe: –Naniraka olona i Ptôlemeo mba hamono hahafaty anao koa. Jereo ny toko |