Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 16:2 - Baiboly Katolika

2 Dia nantsoin’i Simôna i Jodasy sy i Joany zanany roa lahy zokiny indrindra, ka hoy izy taminy: «Izaho sy ireo rahalahiko, dia nandresy ny fahavalon’i Israely hatramin’i fahatanoranay ka mandraka androany, ary matetika izahay no nahavatra namonjy an’i Israely tamin’ny tananay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Dia nantsoin’i Simôna i Joda sy i Jôhany zanany roa lahy zokiny indrindra, ka nitenenany hoe: –Izaho sy ireo rahalahiko ary ny ankohonan-draiko dia nandresy ny fahavalon’i Israely hatramin’ny fahatanoranay ka mandraka androany; ary matetika izahay no nahomby tamin’ny fanafahana ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 16:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra