Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 16:19 - Baiboly Katolika

19 Naniraka olon-kafa koa izy ho any Gazàra hamono an’i Joany; ary nandefasany taratasy ireo jeneraly, nantsoiny hanatona azy, homeny volafotsy sy volamena ary fanomezana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Nisy olon-kafa koa nirahin’i Ptôlemeo ho any Gezera mba hamono hahafaty an’i Jôhany; ary nandefasany taratasy ireo komandin-tafika jiosy ka nasainy hiandany aminy sady nampanantenainy homena volafotsy sy volamena ary fanomezana.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 16:19
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra