Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 16:18 - Baiboly Katolika18 Nanoratra niaraka tamin’izay i Ptôlemea ho any amin’ny mpanjaka, hilaza aminy ny zava-niseho sy nangataka azy handefa miaramila hanampy azy, mba hanolorany aminy ny tany aman-tanànan’ny Jody. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Avy eo dia tatitra an-tsoratra momba ny zava-nitranga no nalefan’i Ptôlemeo ho an’i Antiôkôsa mpanjaka; sady nangatahany koa izy handefa miaramila hanampy azy mba hanolorany aminy ny tany aman-tanànan’ny Jiosy. Jereo ny toko |