Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 16:16 - Baiboly Katolika

16 Nony mamo i Simôna sy ireto zanany, nitsangana i Ptôlemea sy iretsy miaramilany, noraisiny ny fiadiany, dia niantoraka tamin’i Simôna tao an-trano fanasana izy, ka namono azy sy ireo zanany roa lahy, mbamin’ny mpanompony vitsivitsy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Nony mamo i Simôna sy ireto zanany lahy, dia nitsangana i Ptôlemeo sy iretsy miaramilany ka nandray fiadiana sy niantoraka tamin’i Simôna tao an-trano fanasana, ary namono nahafaty azy sy ny zanany roa lahy mbamin’ny mpanompony vitsivitsy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 16:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra