Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 16:15 - Baiboly Katolika15 Noraisin’ity zanak’i Abobôsa tamim-kafetsena izy ireo, tao amin’ny trano mimanda kely nampanaoviny, atao hoe Dôka; nanomana fanasana lehibe ho azy ireo izy ary nasiany miaramila niafina tao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Noraisin’ity zanakalahin’i Abobôsa izy telo mianaka, tao amin’ilay tanànamimanda kely nampanaoviny ka nantsoina hoe Dôka; nanomanan’i Ptôlemeo fanasana lehibe ny vahiny, kanefa nanafenany miaramila tao. Jereo ny toko |