Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 16:13 - Baiboly Katolika13 Naniry ho tonga tompon’ny tany izy, ka nisain-dratsy hamadika an’i Simôna mbamin’ireo zanany, mba hahafaty an’ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Nahatonga an’i Ptôlemeo hiavonavona am-po sy haniry ho tompon’ny tany izany; dia nisain-dratsy izy hamely an’i Simôna mbamin’ireo zanany lahy ka hahafaty azy am-pitaka. Jereo ny toko |