Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 16:11 - Baiboly Katolika11 I Ptôlemea zanak’i Abobôsa dia voatendry ho komandin’ny miaramila eo amin’ny tany lemak’i Jerikô; nanam-bolamena sy volafotsy betsaka izy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 I Ptôlemeo, zanakalahin’i Abobôsa, no voatendry ho mpitari-tafika teo amin’ny lemak’i Jerikao; nanam-bolamena sy volafotsy betsaka izy, Jereo ny toko |