Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 16:10 - Baiboly Katolika

10 Nandositra hatrany amin’ireo tilikambo teo an-tsahan’i Azota ireo resy; ary izy kosa nandoro ny tanàna tamin’ny afo. 2.000 tamin-dry zareo no maty vao niverina soa aman-tsara ho any Jodea i Joany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Nisy nandositra hatrany amin’ireo tilikambo teo akaikin’i Asdôda; fa nodoran’i Jôhany kosa ny tanàna ka nahafatesana vatan-dehilahy andiany roa ny fahavalo. Izay i Jôhany vao niverina soa aman-tsara ho any Jodea.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 16:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra