Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 16:1 - Baiboly Katolika1 Niakatra avy any Gazàra i Joany, ka tonga nilaza tamin-drainy ny nataon’i Sendebe. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Niakatra avy any Gezera i Jôhany, ka nilaza tamin’i Simôna rainy ny nataon’i Kendebeo. Jereo ny toko |