Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:9 - Baiboly Katolika9 Rehefa tafiditra avy nahazo ny fanjakanay indray izahay, dia homenay voninahitra lehibe ianao sy ny firenenao ary ny fitoerana masina, ka hamirapiratra eran’izao tontolo izao ny voninahitrareo amin’izany.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Rehefa ho azoko indray ny fanjakako, dia homeko voninahitra lehibe ny tenanao sy ny firenenao ary ny tempolin’i Jerosalema, ka hiharihary amin’izao tontolo izao ny voninahitrareo. Jereo ny toko |