Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:8 - Baiboly Katolika8 Apetraka ho anao koa ny zavatra rehetra tsy maintsy naloa na mbola haloa amin’ny rakitry ny mpanjaka, hatramin’izao sy mandrakizay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Manomboka izao no mankany koa ianao dia afahana amin’ny zavatra rehetra tsy maintsy aloa na mbola haloa ho an’ny tahirin’ny mpanjaka. Jereo ny toko |