Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:7 - Baiboly Katolika7 Aoka hahazaka tena i Jerosalema sy ny tempoly; apetraka ho anao avokoa ny fiadiana nataonao, mbamin’ny trano mimanda naorinao sy tananao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Aoka hizaka tena i Jerosalema sy ny tempoly; ary aoka hipetraka ho fanananao avokoa ny fiadiana voaangonao sy ny tanànamimanda naorinao sady mbola tazoninao. Jereo ny toko |