Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:5 - Baiboly Katolika5 Ankatoaviko avokoa ny fanafahana amin’ny hetra nomen’ireo mpanjaka talohako anao, mbamin’ny fanafahana hafa rehetra nomeny anao koa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Hamafisiko aminao indray ankehitriny, ry Simôna, ny fanafoanan-ketra rehetra neken’ireo mpanjaka talohako mbamin’ny tombontsoa hafa rehetra nomeny anao. Jereo ny toko |