Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:41 - Baiboly Katolika41 Nohamafisiny i Gedôra, dia nametrahany miaramila an-tongotra sy an-tsoavaly, hivoaka hanafika sy hampidi-doza eny an-dalamben’i Jodea araka ny nandidian’ny mpanjaka azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara41 Naoriny indray i Kedrôna, dia nametrahany miaramila an-tongotra sy an-tsoavaly, izay hivoaka hisafo eny an-dalamben’i Jodea araka ny nandidian’ny mpanjaka azy. Jereo ny toko |