Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:40 - Baiboly Katolika40 Dia nankany Jamnià i Sendebe ka nanomboka nanorisory ny vahoaka, nananika an’i Jodea, nanao sambo-belona, ary nanao vonoana olona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 Dia nankany Jamnià i Kendebeo ka nanomboka nanelingelina ny Jiosy, fa nitsofotsofoka tao Jodea sy nanao sambo-belona na namono nahafaty olona. Jereo ny toko |