Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 15:4 - Baiboly Katolika

4 ary nikasa hiakatra any amin’ny tany aho izao, hamaly ny ratsy nataon’ireny, izay nandringana ny tany sy nandrava ny tanàna maro be tao amin’ity fanjakana ity.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 ary nikendry hiantsona ao amin’izany tany izany aho ka hiakatra hamaly ny ratsy nataon’ireo olona nandringana azy sy nandrava tanàna maro be teo amin’io fanjakako io.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 15:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra