Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 15:39 - Baiboly Katolika

39 Ary nandidy azy izy hiorin-toby tandrifin’i Jodea, hanamafy an’i Gedôra, hanamafy ny vavahadin’io, ary hiady amin’ny vahoaka. Ny mpanjaka kosa tamin’izany, nanenjika an’i Trifôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

39 Ary nodidian’i Antiôkôsa izy hiorin-toby tandrifin’i Jodea ary koa hanorina indray ny tanàna Kedrôna sy hanamafy ny vavahadiny mba hahazoana miady amin’ny vahoaka jiosy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 15:39
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra