Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:38 - Baiboly Katolika38 Ka dia i Sendebe no notendren’ny mpanjaka ho komandy teo amin’ny moron-dranomasina sady nomeny foloalindahy an-tongotra sy an-tsoavaly. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Ka dia i Kendebeo no notendren’ny mpanjaka Antiôkôsa ho komandin-tafika teo amin’ny faritra amoron-dranomasina sady nomeny miaramila an-tongotra sy an-tsoavaly. Jereo ny toko |