Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:36 - Baiboly Katolika36 fa lasa izy niverina an-katezerana ho any amin’ny mpanjaka, nilaza taminy ny valy nataon’i Simôna, ny hakanton’ny ao an-dapany, mbamin’izay rehetra hitany, ka nahatezitra mafy ny mpanjaka izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 fa lasa niverina an-katezerana ho any amin’ny mpanjaka. Dia nolazainy tamin’i Antiôkôsa ny valinteny azony sy ny firentirentin’i Simôna mbamin’ny zavatra rehetra hitany; ka nahatezitra mafy ny mpanjaka izany. Jereo ny toko |