Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 15:35 - Baiboly Katolika

35 Ary raha ny amin’i Jôpe sy i Gazàra izay takìnao dia nanisy ratsy be loatra ny firenenay sy ny taninay ireo tanàna roa ireo; nefa hanome talenta zato ihany izahay noho ny amin’ireo.» Tsy namaly i Atenôbiosa na indraimbava aza,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Ary raha ny amin’i Jôpa sy i Gezera izay takînao, dia nanisy ratsy be loatra ny firenenay sy ny taninay ireo tanàna roa ireo, kanefa hanome volafotsy 2 600 kilao ihany izahay ho solon’ireo tanàna ireo. Tsy namaly i Atenôby na indraim-bava aza,

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 15:35
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra